|
|
|
|

Teny iditra1  mikatso
Fototeny  2 katso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Ratsy vava; mitati-teny, mitati-bolana hampisaraka ny mpifankatia [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 matsiko, mikatso, 9 mitsako, 10 mitsoka, 11 motsika, 12 tsimoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12