|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mikea
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  Mikea
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Ohatra  6  Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay. [2.606#]
7  Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508#]
Voambolana  8  Tantara: firenena
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)10  Mikea
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  12 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13 Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15 mika, mika, mika

Teny iditra (4/4)16  Mikea
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18 Micaiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19 Michée [2.996]
Ohatra  20  Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Voambolana  21  Soratra Masina
Tovy hevitra  22 mikaia, mikaia, mikaia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  23 Toko sy andininy momba Mikea
Lahatsoratra  24 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea

Fivaditsoratra  25 maike, 26 mekia, 27 miake, Mikea, mikea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27