|
|
|
|

Teny iditra1  mikera
Fototeny  2 kera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misaratsaraka (fiteny indrindra amin' ny vary avala hangatsiatsiaka mba hitsi-drano ka ho henjankenjana) [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 Karemy, 9 marike, 10 meraky, 11 merika, mikera, 12 mireka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12