|
|
|
|

Teny iditra1  mikikitra
Fototeny  2 kikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity
5 Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  mikezaka, 11  mimaso

Fivaditsoratra  12 makikitry, mikikitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31