|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikiky |
| Fototeny | 2 kiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
5 Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to scrape; to gnaw
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 racler, ronger
[1.8] |
| Ohatra |
8 Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa.
[2.558]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 manihy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|