|
|
|
|

Teny iditra1  mikipika
Fototeny  2 kipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miala erỳ, mihifika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 détacher, comme des éclaboussures, se retirer:
6 Nony nandre fa misy fanompoana izy, dia nikipika lavitra (Lorsqu’il a appris qu’il y avait quelque corvée à faire, il s'en est allé bien loin) [1.3#333]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mikipaky, mikipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17