|
|
|
|

Teny iditra1  mikiraro
Fototeny  2 kiraro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao na mitondra kiraro: Nikiraro hatramin' ny fahazazany izy fa izahay kosa efa lehibe vao nikiraro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wear shoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 porter souliers [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mikiraro, 12 mirorika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17