|
|
|
|

Teny iditra1  mikirazorazo
Fototeny  2 kirazorazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihantona mila na toa hianjera: Nikirazorazo teny am-potony teny ny voankazo ka nampitelin-drora ny mpitsangantsangana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mikirazorazo, 9 mikirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12