|
|
|
|

Teny iditra1  mikitoantoana
Fototeny  2 kitoantoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être raboteux; inégal [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17