|
|
|
|

Teny iditra1  mikobaka
Fototeny  2 kobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasasa ao anaty rano
5 Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Agiter, remuer; être agité, troublé [1.3#343]
8 être agitée (se dit de l'eau) [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 milomano tsy mikobaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mibokaka, mikobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09