|
|
|
|

Entry1  mikolialia
Part of speech  2  active verb
Root  3  kolialia
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandosindositra, mihodividivitra: Matahotra ny hitakiako ny trosako any aminy Rakoto ka mikolialia
Analogs  9  mihodivitra, mibisioka, mibolidy

Updated on 2025/07/29