|
|
|
|

Entry1  mikondendina
Part of speech  2  active verb
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
6  Imperative :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray
Synonyms  8  mikondendy, mikorandendina

Updated on 2025/07/29