|
|
|
|

Teny iditra1  mikororosy fahana
Singan-teny  2 mikororosy, 3 fahana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny basy izay tsy amin' ny toerany intsony ny fahany fa mivaha midina
6 olona mivarina amin' ny toerana ambony misy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 used of walls not properly built falling down, or of a person who is too readily disturbed or troubled. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12