|
|
|
|

Teny iditra1  mikorotika
Fototeny  2 korotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Rovitra, kotika
5 Simba
6 Misavorovoro
7 Simba, mikorontana: Mikorotika ny fihavanan' ny roa tonta [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12