|
|
|
|

Teny iditra1  mikotrika
Fototeny  2 kotrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mambomba ny atody mba hanafana azy ka hahafoy azy ho zary zanany: Te hikotrika io reniakoho io fa sarony
5 Manao izay hahafoy (atody): Betsaka ny akoho no mikotri-borona
6 Mandry eo am-pandriana lava, indraindray koa aza enti-milaza, amin' ny fomba hatsikana, ny vehivavy mifana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to sit on eggs [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 couver des oeufs [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 14  Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny rehetra  15 akoho mpanatody nefa tsy mikotrika
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mikatroky, 18 mikitroka, mikotrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17