|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikoy |
| Fototeny | 2 koy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaiky fa resy: Nasian' ny miaramila mafy ny fahavalo ka nikoy
5 Miaiky na migaga ny fahaizana na ny fahatanjahan' ny olona iray: Nampisehoan' Isambilo ny fahaizany ny mpianatra namany ka nikoy 6 Mibaboka amy..., miaiky: Mikoy ny hadisoanao ve ianao? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to draw back; to give up,
8 to surrender [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 reculer; reconnaître la supériorité
10 des autres [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|