|
|
|
|

Teny iditra1  mikrôby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [mikraoby] 3 [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina.
4 Misy karazany telo ny mikraoby:
5 1) ny virosy;
6 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa);
7 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma) [1.1#697]
[mikraoba] 8 anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery;
9 miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela;
10 misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy
11 ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely
12 (hematôzoera, amiba, tripanôzôma). [1.62#761]
Fanazavàna teny frantsay  13 microbe, virus [1.13]
Voambolana  14  Fahasalamana
Tovy hevitra  15 otrikaretina
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 5 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17