|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milalotra
Fototeny  2 lalotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 plastered, polished, varnished [1.2]
Ohatra  5  Ny bikan-trano sy ny lokony no itambarana amin' ny maha trano gasy azy, mitafo bozaka sy milalotra tanimena. [2.470#]

Teny iditra (2/2)6  milalotra
Fototeny  7 lalotra
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  9 to go or work slowly (?) [1.2]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  13 efa milalotra ery ianao izany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09