|
|
|
|

Entry1  milantolanto
Part of speech  2  active verb
Root  3  lantolanto
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  [2.5] Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano.

Updated on 2025/07/29