|
|
|
|

Teny iditra1  milatsy
Fototeny  2 latsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy latsy na tsorakazo fatorana eo antenatenan' ny takela-jozoro mba hanamafy azy: Tsy ho mafy ity rindrin-tany ity raha tsy milatsy volotsangana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12