|
|
|
|

Teny iditra1  milaza ampahibemaso
Singan-teny  2 milaza, 3 fahitra, 4 be, 5 maso
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 milaza mba ho fantatry ny olona rehetra: Efa namoaka lalàna ampahibemaso momba izany ny fanjakana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11