|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milazalaza |
| Fototeny | 2 lazalaza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Ohatra |
4 Fomban' ny mponina ambanivohitra ny milazalaza amin' ny manodidina raha tahiany misy hiakatra sy hiantsena salasalam-potoana amin' ny herinandro, ny iray na ny vitsivitsy amin' izy ireny.
[2.470]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|