|
|
|
|

Teny iditra1  milefona omby
Singan-teny  2 milefona, 3 omby
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fianianana fahizay (vonoina ny zanak' omby ka manao velirano eo izay mianiana na izay mifanaiky, ka izay mivadika dia tsitsihina ho toy io zanak' omby io) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 prêter serment de fidélité en agitant une lance dans les flancs d'un veau, dont on a mis la queue à la place de la tête, les pieds de derrière à la place des pieds de devant et vice-versa, et en prononçant les malédictions d'usage [1.3]
Ohatra  7  No milefona omby ianareo roambinifolo lahy, ka tsy manangana andriana? [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12