Entry | 1 milelaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lelaka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. |
Explanations in English |
12 [1.7] to lick with the tongue; to lap with the tongue |
Explanations in French |
13 [1.8] lécher, laper |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word milelaka |
Anagrams | 15 milalake, milelaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |