|
|
|
|

Teny iditra1  miletaka
Fototeny  2 letaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy mahazaka tena ka midaboka amin' izao: Miletaka ny tamboho
5 Mipetrapetraka any an-tranon' olona: Miletaka foana any antranon' olona Ikoto [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12