Entry | 1 milimetatra |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in French |
5 [1.13] millimètre |
Examples |
6 [2.114] Ny taratasin-dotsaboto ampiasaina emin' ny fifidionana ny Filohan' ny Repoblika dio mirefy 105 X 90 milimetatra ny velarony. 7 [2.4] Atao tsy re tsaika, tsy re fihetsika amin' izany rehetra izany, ny fofonaina tazonina, ny latabatra apetraka amin' ny gorodona sy apaka amin' ny varavarana, hetsehina isa-milimetatra. |
Vocabulary |
8 Space |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |