|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milomy |
| Fototeny | 2 lomy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 miray, milely
[Taisaka]
[1.78] 5 milely (biby amin'ny biby): Dokotra milomy an-drano asa fampitomboan-taranaka eo amin'ny biby na vorona samy vorona [Tanala] [1.78] 6 Miray (fiteny amin' ny biby) [1.1] 7 miray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 s'accoupler
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|