|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milona |
| Fototeny | 2 lona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana
5 Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy 6 Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be soaked, to be steeped
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être trempé, mis à tremper
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 lamino, 15 malony, 16 manilo, 17 manoly, 18 milaño, milona, 19 nomaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|