|
|
|
|

Teny iditra1  milotika
Fototeny  2 lotika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity
5 Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io
6 Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1]

Fivaditsoratra  milotika, 7 mitokila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12