|
|
|
|

Teny iditra1  mimamà
Fototeny  2 mam
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitrentrena, mitrena matetika
5 Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to low (of cattle) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 meugler, beugler (du boeuf) [1.8]
Ohatra  8  mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy? [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Voambolana  12  Feo 13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02