|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mimamà |
| Fototeny | 2 mam |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitrentrena, mitrena matetika
5 Ataovy hanin' omby sady mimamà no miraoka, fa ny alahelo tsy efan-jo retra: tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to low (of cattle)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 meugler, beugler (du boeuf)
[1.8] |
| Ohatra |
8 mimama eo anoloan'ny haniny va ny ombalahy?
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Feo 13 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|