|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mimpody |
| Fototeny | 2 ody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 miverina
[Tambahoaka, Tanosy]
[1.78] 5 Miverina amin' ny toerana nielana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to return to its original state
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 revenir à son premier état
[1.8] |
| Ohatra |
8 Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika.
[2.293]
9 Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 sira latsaka an-drano ka tsy himpody intsony |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mimpody |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 maty
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|