|
|
|
|

Teny iditra1  mingadongadona
Fototeny  2 ngadongadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 miadonadona [1.1]
Ohatra  5  Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11