|
|
|
|

Teny iditra1  minia
Fototeny  2 nia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [1.2]
6 to do something intentionally [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire exprès [1.8]
Ohatra  8  Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 aminy, 15 maiñy, minia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17