|
|
|
|

Teny iditra1  minisitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana [1.1]
Ohatra  4  Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606]
5  Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. [2.114]
6  Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445]
Voambolana  7  Lalàna
Mpanahaka  8  ministera

Fivaditsoratra  9 manisitry, minisitra, 10 miranitsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12