|
|
|
|

Teny iditra1  miody
Fototeny  2 ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana fanafody: Aretina tsy dia manao ahoana loatra io: Jereo fa sitran-tsy miody akory io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to take medicine [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Recevoir des pansements, des soins, des remèdes [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10 sitran-tsy miody
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 dimio, 13 dimoy, 14 midio, miody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09