|
|
|
|

Teny iditra1  miofaka
Fototeny  2 ofaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 miova hoditra, mihintsambolo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 to scale to peel off in thin particles. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 muer [1.13]
Ohatra  7  Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana [2.424#]
Voambolana  8  Haiaina
Tovy hevitra  9 miofaofaka

Fivaditsoratra  10 famioka, 11 mifakoa, 12 mifaoka, 13 mifoaka, miofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12