|
|
|
|

Teny iditra1  miohatra
Fototeny  2 ohatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin' ny fiarambahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 measured. (prov.) [1.2]
Ohatra  6  Tahaka ny maivan-danja ny zavatra rehetra miohatra aminy. [2.643#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 amotrahy, 13 hiamotra, 14 mahatory, 15 miahotra, 16 mihaotra, 17 mihoatra, miohatra, 18 mirotaha, 19 mitoraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09