|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miola
Fototeny  2 ola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [miôla] 4 mikofoka mahery, mihetsika mafy [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  miola
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, miola, 19 molay, 20 omaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12