Entry | 1 miolomay |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 olomay |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny) 8 [1.78] [Bezanozano] mihazakazaka |
Examples |
9 [2.470] Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |