|
|
|
|

Teny iditra1  miompy
Fototeny  2 ompy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rear, to bring up to maturity, to feed. [1.2]
6 to raise animals or fowl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire l'élevage de volailles; de bétail [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Toe-karena: fiompiana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17