|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miondrika |
| Fototeny | 2 ondrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony
5 Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to bow, to stoop
[1.2, 1.7] 7 to bend [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 s'incliner
[1.3#466, 1.8] 9 être incliné, courbé, ployé, abaissé 10 se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur [1.3#466] 11 se courber; baisser la tête [1.8] |
| Ohatra |
12 Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany.
[2.472]
13 raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [2.131] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 miandroky, 21 mikondray, miondrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|