|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mioritra
Fototeny  2 oritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être froissé [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  mioritra
Fototeny  10 oritra
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1]
13 mivadi-kozatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14 to be sprained [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 être foulé [1.3]
16 entorse [1.13]
Ohatra  17  Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424#]
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
Voambolana  21  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)22  mioritra
Fototeny  23 oritra
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25 divided, parted. [1.2]

Fivaditsoratra  mioritra, 26 miriotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17