|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipariaka |
| Fototeny | 2 pariaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miparitaka, mihahaka: Nipariaka teny an-tsaha ny ankizy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to scatter, to run away in all directions
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 être dispersé, mis en déroute, s'éparpiller, comme des oiseaux: Nipariaka tany an-tsaha ny mpianatra rehetra (Les enfants se dispersèrent, s'éparpillèrent dans la campagne)
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|