|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipasoka |
| Fototeny | 2 pasoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady
5 Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka 6 Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings
[1.2] 8 to iron clothing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 repasser le linge
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mipasoka, 15 miposaka, 16 mpisaoka, 17 mpisoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|