|
|
|
|

Teny iditra1  mipatrapatraka
Fototeny  2 patrapatraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera mitete mahalankalana toy ny patrakala any anaty hazo: Mipatrapatraka ny oram-baventy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rain in large drops [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12