|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipendrampendrana |
| Fototeny | 2 pendrampendrana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana tao anatin' ny haizin' ny alina izy
5 (olona) Heby maso, mipipy maso noho ny hazavana mahajemby [1.1] 6 Mihetsiketsika noho ny taratry ny hazavana [2.285#270] 7 olona heby maso tsy mahajery tsara azon'ny hazavana mahajemby [2.313#59] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be flickering, to be dazzling, to be glaring
[1.2] 9 to blink, to be dazzled [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 clignoter
[1.3#482, 1.8] 11 être ébloui [1.3#482, 1.8] 12 vaciller, comme la flamme d'une bougie [1.3#482] 13 papilloter (lumière) [1.8] |
| Ohatra |
14 Ny tsingenangena, na mipendrampendrana manjamanja dia ny mena.
[2.606]
15 Fa baliaka dia baliaka, mipendrampendrana aok'izany, toa manantsika , sariaka, saingy lavitra ny tany. [1.250] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|