|
|
|
|

Teny iditra1  mipipika
Fototeny  2 pipika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsipitsipika, mivikimbikina: Sambory iny sabla mipipika iny
5 Mipaipaika (fiteny amin' ny famantaranandro) [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 jiro mipipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09