|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mira |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mitovy
[Bara, Tanosy]
[1.78] 4 Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7 [Provincial] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 identique, égal
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 44 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 13 mira |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 miray
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 16 mira |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (peut-être du mot « myrrhe », malgachisé dans certaines traductions de la Bible).
19 Canarium madagascariense subsp. obtusifolium (Scott-Elliot) Leenh. (Burseraceae). 20 Arbre dont la résine parfumée est souvent utilisée comme encens dans les cérémonies religieuses. [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 21 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 23 Mira |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 Myra
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 Myre
[2.996] |
| Voambolana | 27 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 28 myra, myra |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 29 Toko sy andininy momba Mira |
| Fivaditsoratra | 30 Amrì, 31 mary, Mira, mira, 32 Myra, 33 ramy, 34 rima, Rimà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|