|
|
|
|

Teny iditra1 mirabaka
Fototeny  2rabaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miditra an-kasahiana, mitsofoka an-kasahiana izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to plunge or sink in, as an ox, etc. getting into a covered hole; to be revealed, as a hole. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 S'introduire avec hardiesse, pénétrer dans, agir témérairement [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 Akrabima, 12 mirabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12